MIFAMOTOANA AMIN’I JESOA KRISTY
Désiré ANDRIAMAMPIANINA
Disponibilité:
Ebook en format EPUB. Disponible pour téléchargement immédiat après la commande.

Éditeur:
Bookelis
Bookelis
Protection:
Filigrane
Filigrane
Année de parution:
2024
2024
ISBN-13:
9791042405090
Description:
MIFAMOTOANA AMIN'I JESOA KRISTY
Vokatry ny fiarahana ela tamin'i Jesoa ka nahatsapan'ny mpanoratra firaisam-po
amam-panahy Taminy ity boky ity.JESOA Tompo dia Ilay mahalala ny
antsipirihan'ny fiainantsika, ny fahalementsika, ny fahatsiarovantsika fa tena
mila AZY isika kanefa toa sady tsy mahay miankina Aminy no tsy mahay
mamaly fitia Azy. Na izany aza anefa,dia tsy mahafoy na mahasaraka antsika
IZY ary eo akaikintsika foana IZY na amin'ny mora na amin'ny sarotra., na
mahatsiaro izany isika na tsia. "Malala eo imasony izaho sy ianao, be
voninahitra, hoy IZY, sady tiany." (Isa 43.4) Ny famakiana ity boky ity
isanandro , na matetika, dia mamerina antsika amin'izany fifandraisana
sarobidy amin'i Jesoa izany ka mampahery antsika na inona na inona mitranga.
Ny toko sy andininy voalaza isanandro no tokony hanombohana ny fampiasàna
ny boky ary raha afaka mamaky amin'ny dikateny samy hafa ianao dia tena
tsara.
Rabemila Yvette
Mpitandrina